- Ny Istihàdah : dia fitohizan'ny rà eo amin'ny vehivavy aorian'ny fadim-bolana mahazatra.
- Ny vehivavy voan'ny istihàdah dia mihevitra ny tenany ho tonga fadim-bolana mandritra ny isan'ireo andro naharetan'ny fadim-bolana, talohan'ny nahavoa azy ny istihàdah.
- Raha lasa ny isan'ny andro nahazatra azy tany am-boalohany, dia heverina ho madio amin'ny fadimbolana izy - na dia nisy rà istihàdah niaraka taminy aza - noho izany dia mandro izy aorian'ny fadimbolana.
- Ny vehivavy voan'ny istihàdah dia tsy voatery manao fandroana (manao ghosl) isaky ny mivavaka; Satria ny fandrona nataony dia noho ny ezaka nataony fotsiny, ary raha tsy maintsy natao izany, dia nanazava izany taminy ny irak'Allah.
- Ny vehivavy voan'ny istihàdah dia tsy maintsy manao ozò isaky ny mivavaka. Satria maharitra sy tsy mitsahatra ny fisehoany, ary toy izany koa ho an’ny olona rehetra izay maharitra, toy ny olona voan’ny aretina mamany lava, na ny fivoahan'ny rivotra mifampitohy.
- Tokony hanontany ireo manam-pahaizana amin'izay manahirana amin'ny resaka finoana, satria nitaraina tamin'ny Mpaminany (S.A.W) ity vehivavy ity, ary nanontany azy momba ny rà be loatra izay mampahory azy.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري