Marina tokoa fa i Tompo Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.D), Niteny i Mpaminany (S.W,A) manao hoe : " Marina tokoa fa i Tompo Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany ".
Sahih/Authentic. - Ibn Hibbaan

Explanation

Mampafantatra i Mpaminany (S.W.A) fa hoe : Tompo Allah dia makatia ny fanatanterahana ireo fanamaivanana rehetra ara-pinoana izay nomeny, tahaka ny fanamaivanana amin'ireo lalàna sy fanompoana, ary ny fanamorana amin'ireo Mpanompo noho ny fialan-tsiny -tahaka ny fanenana ny isan'ny raka't amin'ny Soalat sy ny fanambarana izany rehefa am-pandehanana (Voyage).. Tahaka ny fitiavany ny fanatanterahana ireo fanapaha-keviny, amin'ireo didy rehetra izay tsy maintsy atao; satria ny fanamaivanana sy ny didy izay nibaikon'i Tompo Allah dia iray ihany.

Benefits from the Hadith

  1. Ny famindram-pon’i Tompo Allah amin’ireo Mpanompony, ary Izy, Voninahitra ho Azy, Izy dia mankatia ny fanatanterana ireo lalànany amin'ny fankahivanana.
  2. Ny fahafenoan'ity lalàna io, ary ny fanesorana ny fahasahiranana amin'ny Islamo.

Categories

Successfully sent!