Rehefa nodidin'i Tompo Allah ho faty any amin'ny toerana iray ny Mpanompony dia hataon'i Tompo Allah lasa misy antondiany any amin'io toerana io

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Notaterin'i Matar ibn O'kàmis (R.D) : Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.W.A) nanao hoe : " Rehefa nodidin'i Tompo Allah ho faty any amin'ny toerana iray ny Mpanompony dia hataon'i Tompo Allah lasa misy antondiany any amin'io toerana io ".
Sahih/Authentic. - At-Tirmidhi

Explanation

Milaza sy mampahafantatra i Mpaminany (S.W.A) : fa rehefa nandahatra sy nanapakevitra amin'ny fahafatesan'ny Mpanompo iray i Tompo Allah nefa tsy ao amin'io tany io ilay Mpanompony, dia hataon'i Tompo Allah misy zavatra ilainy any amin'io toerana io dia tonga any Izy ka eo no hakana ny fanahiny dia eo Izy no maty.

Benefits from the Hadith

  1. Ny Hadithe dia manamafy ilay Tenin'i Tompo Allah milaza ny hoe : { Ary tsy misy Olona mahalala na mahafantatra izay tany hahafatesany }.

Categories

Successfully sent!