“Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana, ka ny taona iray ho toy ny volana, ary ny iray volana ho toy ny zoma, ary ny zoma ho toy ny andro, ary ny andro iray ho toy ny ora ary ny ora dia ho toy ny fandoroana hazo rofia".
Sahih/Authentic. - Ahmad

Explanation

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa iray amin'ireo famantarana ny ora farany ny fifanakakaizan'ny fotoana, ka ny fandehanan'ny taona dia toy ny volana, ary ny volana dia toy ny herinandro, Ary mandalo ny zoma tahaky ny fandalovan'ny andro, ary mandalo ny andro tahaky ny ora iray, Mandeha haingana ny ora, toy ny famaizan'ny ravin-drofia.

Benefits from the Hadith

  1. Anisan'ny famantarana ny Ora farany ny fanesorana fahasoavana eo amin'ny fotoana na ny fanafainganana azy.

Categories

Successfully sent!