- Ity hadith notaterin'ny Mpaminany (S.A.W) ity dia avy amin'ny Tompony, izay antsoina hoe hadith Qodosÿ na hadith-n'Allah, izay samy avy amin'Allah daholo ny teny sy ny heviny, fa izy fotsiny tsy manana ireo zavatra mampiavaka ny Kor'any amin'ny hafa, toy ny fanompoam-pivavahana amin'ny àlan'ny famakiana azy, sy ny fahadiovana raha hamaky azy, ny fanamby ananany, ny fahagagana, sy ankoatra izany
- Fandrarana ny fanaovan-dratsy amin'ireo sakaizan’Allah sy ny famporosina ho tia azy ireny, sy hanaiky ny fahamendrehana ananany.
- Ny didy hifahavalona amin'ireo fahavalon’Allah sy fandrarana amin'ny fitiavana azy ireny
- Na iza na iza milaza ho sakaizan'Allah nefa tsy manaraka ny lalàny dia mandainga amin’ny filazany.
- Ny maha sakaizan'Allah dia azo amin’ny fanatanterahana didy tsy maintsy atao sy ny fialana amin’ny zavatra voarara.
- Anisan'ny porofo manambara ny fitiavan'Allah ny mpanompo iray ny famaliany ny antsony, amin'ny fanatanterahana ny vavaka fanampiny aorian'ny fanatanterahany ny fanompoana tsy maintsy atao sy ny famelany ireo zavatra voarara.
- Porofo manondro ny voninahitry ny olo-masina sy ny toerana ambony misy azy ireo.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري