- Fandrarana ny fitenenana hoe : “Raha sitrak'Allah sy sitrakao”, sy ny zavatra mitovitovy amin’izany, izay mahafaoka ny fampifandraisana ny sitrapon’ilay mpanompo amin’ny sitrapon’Allah amin’ny amin'ny fampiasana matoan-teny mpampitohy "sy". Satria izany dia fanompoan-tsampy kely.
- Voadidy ny fanoherana ny tsy mety.
- Ilay irak'Allah (S.A.W) dia efa niaro ny fanokanana an'Allah, ary nanampona ny làlan'ny shirk.
- Rehefa mandrara ny olona amin'ny ratsy dia tsara ny manolotra solotra solony mety ho azy mba ho fanitsiana azy, manaraka ny ohatry izay nataon'ny Mpaminany (S.A.W).
- Fampitahana ny tenin'ny Mpaminany (S.A.W) ao amin'ity hadith ity : "Raha sitrak'Allah irery ihany", sy ny teniny ao amin'ny hadith hafa : "Lazao hoe : "Raha sitrak'Allah avy eo raha sitrakao", Ny fitenan'ny olona hoe : "Raha sitrak'Allah avy eo raha sitrakao" dia azo atao, fa ny fitenenana hoe : "Raha sitrak'Allah irery ihany" no tena tsara.
- Azo atao ny miteny hoe : "Raha sitrak'Allah avy eo raha sitrakao" fa ny tena tsara kosa dia ny hoe : "Raha sitrak'Allah irery ihany".
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري