“i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Tatitra azo avy tamin'i Saad Ibn Abi Waquas (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina".
Sahih/Authentic. - Muslim

Explanation

Nanazava i Mpaminany (S.A.W) fa Andriamanitra Tsitoha dia mankatia ny mpanompony sasantsasany. Anisan’izany ny mpatahotra azy : izay manaraka ny didin’Andriamanitra sy miala amin’ny fandrarany. Ary mankatia ny mpanankarena : ilay tsy miantehitra amin'ny olona afa-tsy i Allah ary tsy miherika any amin'ny olon-kafa. Ary mankatia ny miafina : Ny manetry tena, ny manompo ny Tompony, sahirana amin’izay mahasoa azy, ary ny tsy miraharaha izay mahafantatra azy na miresaka momba azy amin’ny fiderana sy hatsarana.

Benefits from the Hadith

  1. Fanazavana ny ampahany amin’ireo toetra takina amin’ny fitiavan’Allah ny mpanompony, izany dia ny fatahorana an'i Allah sy ny fanetre-tena ary fankasitrahana amin'izay nomen'ny Tompo Allah.

Categories

Successfully sent!