Ny Paradisa dia akaiky kokoa ny tsirairay Aminareo noho ny tadin-kirarony, ary ny Afobe dia tahaka izany ihany koa.

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Tatitra azo avy amin'i Ibn masond (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny Paradisa dia akaiky kokoa ny tsirairay Aminareo noho ny tadin-kirarony, ary ny Afobe dia tahaka izany ihany koa. "
Sahih/Authentic. - Al-Bukhari

Explanation

Milaza i Mpaminany (saw) fa ny Paradisa sy ny Afobe dia akaiky ny Olona, ​​toy ny fehin-kiraro eo an-damosin'ny tongotra, Satria mety hanao asa fankatoavana izay mampifalifaly an'i Tompo Allah Izy mba hidirany any amin'ny Paradisa, na mety manao fahotana sy fahadisoana izay lasa ho antony iray hidirany any amin'ny Afobe.

Benefits from the Hadith

  1. Famporisiana amin'ny tsara na kely aza, ary fampitandremana amin'ny ratsy na kely aza.
  2. Eo amin’ny fiainana dia tsy maintsy manambatra ny fanantenana sy ny tahotra ny silamo, ary mangataka mandrakariva amin’I Allah ilay Tsitoha mba hiorina tsara amin’ny fahamarinana mba hijanona ho silamo izy ary tsy hiova amin'izany.

Categories

Successfully sent!