- Famporisihana amin'ny hitoetra ho mpatahotra hatrany ary tsy ho variana amin’ny endrika ivelan'ny fiainana eto an-tany sy ny haingoany asehony.
- Fitandremana amin'ny fakam-panahy eo amin'ny vehivavy, amin'ny alalan'ny fijerena na ny fankamorana amin'ny fifangaroany amin'ny lehilahy vahiny, na amin'ny fomba hafa ankoatr'izany.
- Ny fakam-panahy ataon'ny vehivavy dia anisan'ny fakam-panahy lehibe indrindra eto an-tany.
- Ny fankana lesona avy amin’ireo vahoaka taloha, ka izay nitranga tamin'ireo zanak'Israel dia mety hanjo ny hafa ankoatr'izy ireo ihany koa.
- Ny fakam-panahy ataon’ny vehivavy, raha vady izy, dia mety hahatonga ny lehilahy handany mihoatra izay zakany, ka izany dia hahatonga azy tsy hanam-potoana amin’ny fikatsahana ny raharaha momba ny finoana, ary hahatonga azy ho potika amin’ny fikatsahana ny mahasoa eto an-tany, ary raha vahiny izy (tsy havana akaiky), dia mety ho fakam-panahy ho an'ilay lehilahy amin'ny alalan'ny fandrebirebeny azy sy ny fialany amin'ny fahamarinana raha mivoaka sy mifangaro aminy, indrindra raha mitanjatanjaka izy ireo, ary izany dia mety hitarika amin'ny fahalatsahana amin'ny fijangajangana amin'ny ambaratongany maro, ka ny mpino dia tokony hifikitra amin’Allah ary mangataka Aminy mba ho afaka amin’ny fakam-panahin'izy ireo.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري