- Ny maha-aradàlana ny fisafona ny ba kiraro rehefa manasa ny tongotra amin'ny fahalotoana kely ihany, fa raha amin'ny fahalotoana lehibe kosa dia tsy maintsy manasa tongotra roa.
- Ny fisafona dia atao indray mandeha amin'ny alàlan'ny fandefasana ny tànana mando eo an-tampon'ny ba kiraro fa tsy ny any ambany.
- Takina amin'ny fisafona ny ba kiraro ny hanaovana azy aorian'ny fanaovana ozò feno tanteraka izay nanasany ny tongony tamin'ny rano, ary ny ba kiraro dia tokony ho madio, mandrakotra ny faritra tsy maintsy sasana amin'ny tongotra, ary ny fisafona azy dia amin'ny fahalotoana madinika fa tsy amin'ny fahalotoana lehibe izay tsy maintsy ilaina fandrona, ary tsy maintsy ao anatin'ny fotoana voatondron'ny lalàna, dia iray andro sy iray alina, ho an'ny olona eo an-toerana ary telo andro sy telo alina ho an'izay mandeha lavitra.
- Ny zavatra rehetra mandrakotra ny tongotra, toy ny kiraro sy ny zavatra hafa, dia refesina ho tahaka ny kiraro avokoa, ary azo atao ny misafo azy ireo.
- Nanana toetra sy fampianarana tsara ny Mpaminany (S.A.W) noho izy nanakana an'i Al-Moghirah tsy hanala ny kirarony, ary nazavainy taminy ny antony : Nanaovany madio izy ireny; Mba hampitony ny tenany, sy hahafantarany lalàna momba azy.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري