Manaova Soalat mitsangana ianao, fa raha tsy vitanao izany dia mipetraha, ary raha tena tsy vitanao dia matoria

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Tatitra azo avy tamin'i Imran Ibn Houswain (R.A) niteny : Nanana hemoroida aho, ka nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny fanaovana Swalat, ka hoy izy: "Manaova Soalat mitsangana ianao, fa raha tsy vitanao izany dia mipetraha, ary raha tena tsy vitanao dia matoria".
Sahih/Authentic. - Al-Bukhari

Explanation

Nanazava i Mpaminany (S.W.A) fa ny fototra amin'ny fnaovana Soalat dia ny fitsanganana, afa-tsy amin'ny fotoana tsy ahafahana manao izany dia mipetraka, fa rehefa tena tsy mahavita manao dia matoritory.

Benefits from the Hadith

  1. Tsy azo avela ny Swalat raha mbola ao ny saina, fa miovaova fomba fanaovana azy arakaraky ny fahavitanao azy.
  2. Fanamaivanana sy fankamorana nomen'ny finoana Islam ho an'ny mpanompo iray hanao fanompoana arak'izay tratrany.

Categories

Successfully sent!