Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa".
Sahih/Authentic. - Muslim

Explanation

Ny irak'Allah (S.A.W) dia nandrara ny mivavaka eo anatrehan'ny sakafo efa vonona, izay irin'ny fanahin'ilay olona mivavaka sy ifantohan'ny fony. Norarany tahaka izany koa ny mivavaka rehefa tratry ny fahaporetana roa - ny amany sy tay - satria hifantoka amin'ny fanoherana ny fivoahan'ilay loto ny tenany.

Benefits from the Hadith

  1. Ny mpivavaka dia tokony hanala izay rehetra manelingelina azy amin'ny vavaka ataony mialohan'ny hidirany amin'ny fivavahana.

Categories

Successfully sent!