- Ny Hadithe no loharano amin'ny fanazavana ireo ambaratonga amin'ny fanovana ny ratsy rehetra.
- Ny didy fandrarana ny amin'ny ratsy dia mandeha tsikelikely amin'ny ambaratonga maro samy hafa, ka izany dia arakarak'izay vitany sy ny fahefany.
- Ny fanakanana sy fandrarana ny amin'ny ratsy dia zava-dehibe tokoa eo amin’ny Finoana Silamo, ary tena tsy misy afa-miala amin'izany ny tsirairay, ary ny Mpino Isilamo tsirairay avokoa dia voadidy ho amin’izany arakarakin'ny fahefana izay hananany.
- Ny famporisiana amin'ny fanaovana ny tsara rehetra sy ny fandrarana ny amin'ny fanaovana ny ratsy dia tena anisany toetra mampiavaka tanteraka ny Finoana, ary ny Finoana dia mety mitombo sy mety mihena ihany koa indraindray.
- Takina ny fepetra amin'ny fandrarana ny ratsy dia : Ny fahalalana fa io fihetsika izay volaza eo io dia tena ratsy tokoa.
- Fepetra takina amin'ny fanovana ny ratsy : Dia tsy mila miteraka ny ratsy lehibe noho ilay izay norarany teo aloha.
- Eo amin'ny fandrarana ny ratsy dia misy ireo fomba sy fepetra izay tena tokony sy tsy maintsy amin'ny Mpino mpanaraka ny Finoana Isilamo ny mianatra azy.
- Ny fandrarana sy fisakanana ny ratsy dia mitaky politika ara-pinoana sy ara-dalàna, ary fahalalana ary fahatakarana lalina ny zava-mitranga.
- Fa ny tsy fahankalana ny ratsy ao Am-po dia mariky ny fahalemen'ny Finoana.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري