Tsy hamela tady na rojo eo amin’ny vozon’ny rameva raha tsy tapaka

Scan the qr code to link to this page

Hadith
Explanation
View Translations
Benefits from the Hadith
Categories
More ...
Tatitra azo avy amin'i Bachir Al-Answariou (R.A) : Izy dia niaraka tamin'ny Mpaminany (S.W.A) tamin'ny diany, dia niteny Izy ka manao hoe : Naniraka Olona iray i Mpaminany (S.A.W) - ary Olona rehetra ao an-tranony izy ireo : " Tsy hamela tady na rojo eo amin’ny vozon’ny rameva raha tsy tapaka."
Sahih/Authentic. - Al-Bukhari and Muslim

Explanation

Rehefa nandeha voyage i Mpaminany (S.W.A) indray andro, ary ny olona rehetra tao amin'ny toerana fatorian'izy ireo, dia naniraka olona iray izy hanapaka ireny firavaka atao amin'ny rameva ireny toy ny tady sy ny lakolosy na kapa, ary izany dia fanaony izy ireo hiarovana amin'ny maso, ka nandidy izy hanapaka izany, satria miaro azy ireo, ary marina tokoa fa ny fahasoavana sy ny loza dia eo am-pelatanan'ny Tompo Allah irery ihany tsy misy mpikambana Aminy.

Benefits from the Hadith

  1. Fandrarana ny fanantonana ireny tady sy firavaka hitarihana zava-tsoa na fahsoavana sy fanosehana ny ratsy hoavy; satria izany dia isany amin'ny fanakambanana an'i Allah amin'ny hafa.
  2. Ny famatorana rojo tsy fiaro fa natao haingo na koa hisintonana ny biby na hamatorana azy dia tsy misy maharatsy izany.
  3. Voadidy ny manameloka ny ratsy araka izay tratra.
  4. Ny fo dia tsy maintsy mifikitra amin’Andriamanitra irery ihany, tsy misy mpiara-miasa.

Categories

Successfully sent!