- Ny fanompoam-pivavahana dia mifototra amin’izay voalaza ao amin’ny boky masina CORAN sy ny Sonnât, ka tsy manompo amin’I Allah isika raha tsy araka izay didy nomeny, fa tsy amin’ny forona sy ny zava-baovao.
- Ny finoana dia tsy mifototra amin'ny hevitra sy ny mahafinaritra, fa amin'ny fanarahana ny irak'I Allah (S.A.W).
- Ity Hadith ity dia porofo amin'ny maha feno ny finoana.
- Ny forona dia ny zavatra rehetra nampidirina tao amin'ny finoana izay tsy nisy tamin'ny andron'ny Mpaminany (S.A.W) sy ny mpiara-dia aminy, eo amin'ny lafiny foto-pinoana na amin'ny fiteny na amin'ny asa.
- Ity hadith ity dia iray amin'ireo fototry ny finoana silamo ary toy ny mizana fandanjana ny asa, tahaka ny asa rehetra izay tsy natao noho I Allah dia tsy misy valisoa ho an'izay manao izany, toy izany koa ny asa rehetra izay tsy mifanaraka tamin'izay nentin'ny irak'Allah (S.A.W) dia haverina amin'izay manao izany.
- Ny zava-baovao voarara dia raharaha mifandraika amin'ny finoana fa tsy amin'ny raharaham-piainana.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري