- Dikan'ny fijoroana vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy i Allah dia fanokanana ny fanompoana ho an'I Allah irery ihany, ary fanambelana ireo fanompoana hafa ankoatra izany.
- Dikan'ny fijoroana vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy i Allah dia fanokananao ny fanompoana ho an'i Allah irery ihany, ary fanambelanao fanompoana hafa ankoatray.
- Ny firesahana amin'ny olona manam-pahalalana dia tsy mitovy amin'ny olona tsy manam-pahalalana; izany no nahatonga an'ny Mpaminany (S.A.W) nilaza mialoha an'i Moaz hoe : "Hihaona amin'ny vahoaka olon'ny boky ianao".
- Maha zava_dehibe ny fahaizan'ny mpino ny finoany, mba hialany amin'ireo fanosora_potaka ataon'ny mpanaratsy, ka izany azo avy amin'ny fitadiavana ny fahalalana.
- Tsy manan-kery intsony ny finoan'ireo jiosy sy ny Kristiana aorin'ny fahatongavan'ny Mpaminany (S.A.W), ary izy ireo dia tsy isan'ireo olona avotra amin'ny andro fitsarana raha tsy miditra ao amin'ny finoana silamo, sy mino an'ny Mpaminany (S.A.W).
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري