- Fivelaran'ny hafatry ny Mpaminany (S.AW) ho an'izao tontolo izao, ary voadidy ny amin'ny fanarahana azy ary foana daholo ireo lalàna rehetra teo aloha noho ny lalàna izay noentiny.
- Izay tsy mino an'i Mpaminany (S.A.W) dia tsy hitondra soa ho azy ny filazàny ny tenany ho mpino ireo mpaminany hafa, tso-dranon'I Allah anie ho azy rehetra.
- Izay tsy nandre ny amin'ny Mpaminany (S.A.W) ary tsy tonga taminy ny antson'ny finoana silamo, dia tsisy tsiny ho azy, ary ny momba azy any ankoatra dia miankina amin' Allah.
- Tanteraka ny fanarahan'ny olona iray ny finoana silamo na dia tao anatin'ny fotoana fohy alohan'ny hahafatesany no nanaovany izany, na dia ao anatin'ny aretina mafy aza, raha mbola tsy tonga aminy ny miady fainana farany mialohan'ny hialan'ny fofonainy.
- Ny filazana fa mety ny finoan'ireo tsy mpino - anisan'izany ny Jiosy sy ny Kristianina - dia mahatonga ho tsy mpino.
- Ny filazana ny Jiosy sy ny Kristiana - ao amin'ny hadith - dia fanairana amin'ny hafa ankoatra azy roa; Satria ny Jiosy sy ny Kristianina no manana boky, ka raha izany no momba azy ireo dia ny hafa tsy manana boky no lohalaharana kokoa amin'izany, ka izy rehetra dia takina aminy ny tsy maintsy hiditra ny finoan'i Mpaminany (S.A.W) sy hankato Azy.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري