- Ny (Mohkam) andininy mitondra lalàna ao amin'ny Boky masina KOROANY : ireo izay mazava ny dikany ary mazava ihany koa ny heviny, ary sy ny ireo izay mitovitovy amin'izany, Ny Motashàbih kosa dia : izay mitondra dikany maro ka mitaky fandinihana sy fahazoana ny hevitra izay fonosiny.
- Fampitandremana amin'ny fifaneraserana amin'ireo Olona mivily lalana sy amin'ireo Olona Mpamorona sy Mpanao forona, ary amin'ireo izay miteraka olana hamitahana ny Olona sy hampisalasala azy ireo.
- Ary faranany ny andininy Soratra masina miaraka amin'ny Teniny manao hoe : { Ary tsy misy mahatsiaro an'izany afa-tsy ireo izay manana Saina } mampiharihary ireo izay mivily làlana, ary midera ireo izay efa miorina mafy amin'ny fahamarinana, izany hoe : Izay tsy mahatsapa sy mahazo lesona, ka nanaraka ny sitrapony dia tsy anisan'ireo Olona sy vahoaka manan-tsaina.
- Fanarana ireo izay maro heviny sy mitovitovy ireny dia antony iray lehibe ahatonga ny amin'ny fivilian'ny Fô.
- Voadidy ny famerenana ireo andininy Soratra masina izay mitovitovy manoloana an'ireo andininy izay tena mazava tsara.
- Nataon'i Tompo Allah ny ampahany amin'ny Boky masina Koroany dia Mohkam (Mazava ny heviny) ary ny ankilany dia Motashàbih (Mitovtovy hevitra); dia fitsapana ho an'ny Olona mba hanavahana ny Olona Mpino amin'ireo Olona diso lalana.
- Ny fisehoan'ny fitoviana ao amin'ny Boky masina KOROANY : Mampiseho ny fahombiazan'ny Manam-pahaizana amin'ny hafa, ary mampahafantatra ny saina ny kilemany, mba hilefitra amin'ny tsy fananan-tsiny sy hanaiky ny tsy fahafahany.
- Fahasoavan'ireo Mpifikitra amin'ny fahalalana ary ny tokony hifikirana ny amin'izany.
- Ho an'ireo Mpanao tafasiry dia mijanona kely eo amin'ny Tenin'i Tompo Allah : { Wamà ya'lam ta°wilaho 'illa Allloahou, Walrràsikhuna fil i'lm = Ary tsy misy mahalala ny heviny afa-tsy Zanahary sy ireo izay miorina mafy amin'ny fahalalana } dia manana dikany roa, izay mijanona amin'ny teny hoe : Tompo Allah, ka ny dikany amin'ny hoe : Ta°wil dia fahalalana mahakasika zavatra iray sy ny momba Azy ary ireo zavatra tsy azo tanteraka ny dikany tahaka ny fofon'aina sy ny Andro farany sy izay nosafidian'i Tompo Allah ho an'ny Tenany ny fahalalana, fa izay Mpifikitra amin'ny fahalalana dia mino izany ary mametraka ny momba izany any amin'ny Tompo Allah ka lasa manetry tena feno. Fa izay tsy mijanona kosa fa mila mihoatra dia ny dikany Ta°wil dia famahana sy sy famelabelarana, amin'ny izany dia i Tompo Allah mahalala avy eo ireo Mpifikitra koa nomena fahalalana mahakasika izany, ka hinoan'izy ireo ary natambatr'izy ireo amin'ny Mohkam.
-
- English - إنجليزي - English
- العربية - عربي - Arabic
- español - إسباني - Spanish
- português - برتغالي - Portuguese
- Français - فرنسي - French
- Русский - روسي - Russian
- اردو - أردو - Urdu
- Deutsch - ألماني - German
- Shqip - ألباني - Albanian
- বাংলা - بنغالي - Bengali
- ဗမာ - بورمي - Burmese
- bosanski - بوسني - Bosnian
- தமிழ் - تاميلي - Tamil
- ไทย - تايلندي - Thai
- සිංහල - سنهالي - Sinhala
- Kiswahili - سواحيلي - Swahili
- svenska - سويدي - Swedish
- Tiếng Việt - فيتنامي - Vietnamese
- മലയാളം - مليالم - Malayalam
- हिन्दी - هندي - Hindi
- Hausa - هوسا - Hausa
- Èdè Yorùbá - يوربا - Yoruba
- فارسی - فارسي - Persian
- Türkçe - تركي - Turkish
- 中文 - صيني - Chinese
- Bahasa Indonesia - إندونيسي - Indonesian
- Wikang Tagalog - فلبيني تجالوج - Tagalog
- پښتو - بشتو - Pashto
- አማርኛ - أمهري - Amharic
- ئۇيغۇرچە - أيغوري - Uyghur
- తెలుగు - تلقو - Telugu
- 日本語 - ياباني - Japanese
- Kurdî - كردي - Kurdish
- Nederlands - هولندي - Dutch
- čeština - تشيكي - Czech
- ગુજરાતી - غوجاراتية
- অসমীয়া - آسامي - Assamese
- azərbaycanca - أذري - Azerbaijani
- Ўзбек - أوزبكي - Uzbek
- български - بلغاري - Bulgarian
- română - روماني - Romanian
- Soomaali - صومالي - Somali
- тоҷикӣ - طاجيكي - Tajik
- Pulaar - فولاني - Fula
- magyar - هنجاري مجري - Hungarian
- ελληνικά - يوناني - Greek
- Кыргызча - قرغيزي - Кyrgyz
- नेपाली - نيبالي - Nepali
- italiano - إيطالي - Italian
- українська - أوكراني - Ukrainian
- afaan oromoo - أورومو - Oromoo
- ಕನ್ನಡ - كنادي - Kannada
- lietuvių - ليتواني - Lithuanian
- Malagasy - ملاغاشي - Malagasy
- Wollof - ولوف - Wolof
- Српски - صربي - Serbian
- Kinyarwanda - كينيارواندا - Kinyarwanda
- Akan - أكاني - Akan
- Mõõré - موري - Mõõré
- فارسی دری - دري